Ohabolana 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mampisy ady fotsiny ny olona sahisahy ratsy,+Fa izay mangataka torohevitra* kosa no hendry.+ Jakoba 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry rahalahy, ataovy modely ny mpaminany niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,*+ satria niaritra fampijaliana+ sy nanam-paharetana+ izy ireo. 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Ry rahalahy, ataovy modely ny mpaminany niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,*+ satria niaritra fampijaliana+ sy nanam-paharetana+ izy ireo.