Lioka 9:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Dia hoy i Jesosy: “Tsy misy olona mitazona angadinomby ary mitodika any aoriana,+ ka mendrika ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”+
62 Dia hoy i Jesosy: “Tsy misy olona mitazona angadinomby ary mitodika any aoriana,+ ka mendrika ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”+