8 Tsy misy olombelona mahafolaka ny lela anefa. Tsy voafehy izy io sady manimba, ary feno poizina mahafaty.+ 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah Raintsika. Izy io koa anefa no anozonantsika ny olona, izay noforonina mba “hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+