-
Daniela 10:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nisaona+ nandritra ny telo herinandro katroka izaho Daniela, tamin’izany fotoana izany. 3 Tsy nihinana sakafo matsiro aho, na nihinan-kena na nisotro divay, sady tsy nihosotra menaka mihitsy nandritra ny telo herinandro katroka.
-