-
1 Samoela 17:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+
-