Ohabolana 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hendry ny olona malina ka mahalala an’izay ataony,Fa ny adala kosa voafitaky ny hadalany.*+ Ohabolana 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Inona moa ny soa azon’ny tsisy saina raha afaka mahazo fahendrena izy,Nefa izy aza tsy te* hahazo an’izany akory?*+
16 Inona moa ny soa azon’ny tsisy saina raha afaka mahazo fahendrena izy,Nefa izy aza tsy te* hahazo an’izany akory?*+