Mpitoriteny 8:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy aho: “Ankatoavy ny didin’ny mpanjaka,+ satria nianiana tamin’Andriamanitra ianao.+ 3 Aza maika hiala eo anatrehan’ny mpanjaka.+ Ary aza mikiry manao ratsy,+ fa azon’ny mpanjaka atao daholo ange izay tiany hatao e!
2 Hoy aho: “Ankatoavy ny didin’ny mpanjaka,+ satria nianiana tamin’Andriamanitra ianao.+ 3 Aza maika hiala eo anatrehan’ny mpanjaka.+ Ary aza mikiry manao ratsy,+ fa azon’ny mpanjaka atao daholo ange izay tiany hatao e!