FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Rehefa nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka tamin’ny tany. 24 Ary niankohoka teo an-tongony izy ka niteny hoe: “Aleo ho ahy ny fahadisoana, tompoko. Ary mba avelao ny mpanompovavinao hiteny kely aminao, dia henoy ny tenin’ny mpanompovavinao.

  • Ohabolana 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Faharetana no ahafahana mandresy lahatra mpitari-tafika,

      Ary ny teny malefaka mahavita manapaka taolana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara