-
1 Samoela 25:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 dia hoy i Nabala: “Fa i Davida moa no iza, ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa betsaka izao ny mpanompo mitsoaka miala ao amin’ny tompony.+ 11 Dia ahoana mihitsy moa izaho no handeha haka ny mofoko sy ny ranoko ary ny hena notetitetehiko ho an’ny mpanety ondriko, dia hanome an’izany ho an’olona tsy fanta-piaviana?”
-