FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Aza mirehareha ny amin’ny ampitso,

      Fa tsy fantatrao izay havoaky* ny andro tsirairay.+

  • Mpitoriteny 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Iza no mahalala hoe inona ny zavatra tsara indrindra tokony hataon’ny olona mandritra ny andro vitsy iainany, amin’izao fiainana poakaty sy mandalo toy ny aloka izao?+ Fa iza no afaka milaza amin’ny olona an’izay hitranga etỳ ambanin’ny masoandro rehefa maty izy?

  • Jakoba 4:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara