-
2 Tantara 13:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia nisy olona tsisy atao sady tsisy ilana azy tonga teo aminy foana, nitangorona teo. Nahery noho i Rehoboama zanak’i Solomona izy ireo. Mbola tanora sady saro-tahotra mantsy i Rehoboama ka tsy nahatohitra an’ireo.
-