FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 40:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitoriteny 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nodinihiko ny zavatra rehetra nataon’ilay tena Andriamanitra, ka hitako fa tsy ho azon’ny olombelona izay mitranga etỳ ambanin’ny masoandro.+ Na miezaka mafy tahaka ny inona aza izy, dia tsy ho azony izany. Na dia miteny aza izy hoe manam-pahendrena ka mahalala an’izany, dia tsy tena azony izany.+

  • Romanina 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Tsy misy fetrany ny harenan’Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! Tena tsy takatry ny saina ny didim-pitsarany ary tsy hay fantarina ny zavatra ataony!*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara