9 Mifalia ry tanora dieny mbola tanora ianao, ary ataovy izay mampifalifaly ny fonao amin’ny andro fahatanoranao. Ataovy izay irin’ny fonao sy izay mahafinaritra ny masonao. Fantaro anefa fa hotsarain’ilay tena Andriamanitra ianao amin’izany rehetra izany.+