11 Tsara sady tombony ho an’izay mahita masoandro ny fahendrena raha mbola ampiana lova. 12 Fiarovana hoatran’ny vola+ ihany mantsy ny fahendrena.+ Izao anefa ny tombony azo amin’ny fahalalana: Rehefa ampiarahina amin’ny fahendrena izy io, dia miaro ny ain’izay manana azy.+