Salamo 78:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+ Salamo 104:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 119:90 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny tsy fivadihanao.+ Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+
69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+
90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny tsy fivadihanao.+ Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+