FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 2:4-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nanao zavatra miavaka be aho:+ Nanorina trano be dia be,+ nanao tanimboaloboka maro,+ 5 nanao zaridaina sy saha, dia namboly voankazo isan-karazany tao, 6 ary nanamboatra dobo be dia be hanondrahana ala kely mandrobona. 7 Nahazo mpanompo lahy sy vavy maro aho,+ ary nanana mpanompo teraka tao an-tranoko.* Nanana biby fiompy be dia be koa aho, dia omby sy ondry aman’osy,+ mihoatra noho ny an’izay rehetra talohako teto Jerosalema. 8 Nahangona volafotsy sy volamena aho,+ dia ny harenan’ny mpanjaka sy ny an’ny faritany.*+ Nahazo mpihira lahy sy vavy be dia be aho, sady nanana an’ilay tena mahafinaritra ny zanak’olombelona, dia ny vehivavy, ary vehivavy be dia be mihitsy aza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara