FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao, eo amin’ilay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao, ianao no tsy maintsy hihinana an’izany,+ dia ianao sy ny zanakao lahy, ny zanakao vavy, ny mpanompolahinao, ny mpanompovavinao, ary ny Levita ao an-tanànanao.* Dia hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra hataonao.

  • Mpitoriteny 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hitako fa tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mankafy ny asa ataony,+ satria izany no valisoany.* Fa iza moa no afaka mampiseho azy an’izay hitranga rehefa maty izy?+

  • Mpitoriteny 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara