FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maty kosa anefa ny olona, ary mitsotra tsy mahavita na inona na inona.

      Mankaiza ny olombelona rehefa miala aina?+

  • Salamo 39:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nataonao vitsy* tokoa ny androko,+

      Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny halavan’ny androm-piainako.+

      Toy ny fofonaina tokoa ny olona rehetra, na dia toa tsy misy mampanahy azy aza.+ (Sela)

  • Salamo 89:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Iza no olona velona ka tsy ho faty mihitsy?+

      Afaka mamonjy ny tenany tsy ho voagejan’ny* Fasana* ve izy? (Sela)

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara