-
Genesisy 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary noforonin’i Jehovah Andriamanitra avy tamin’ny tany ny bibidia rehetra sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra. Dia nentiny tany amin’ilay lehilahy ireny, mba hahitana an’izay anarana hiantsoany azy tsirairay. Koa izay anarana niantsoany ny zavamananaina tsirairay, dia izany no lasa anarany.+
-