-
Tononkiran’i Solomona 1:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Enga anie izy hanoroka ahy amin’ny molony,
Fa tsara noho ny divay ny fomba anehoanao fitiavana!+
-
-
Tononkiran’i Solomona 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Mamy erỳ ny fomba anehoanao fitiavana,+ rahavako, ry ilay ampakariko!
-