-
Tononkiran’i Solomona 3:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Vao niala kely teo amin’izy ireo anefa aho,
Dia hitako ilay olon-tiako.
Notazoniko izy ka tsy navelako nandeha
Raha tsy tongako tany an-tranon’i Neny,+
Dia tao amin’ny efitranon’ilay niteraka ahy.
-