-
Tononkiran’i Solomona 3:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ry zanakavavin’i Jerosalema ô!
Asaiko mianiana amin’ny gazela sy amin’ny serfavavy any an-tsaha ianareo
Mba tsy hitady hanaitra na hampitsiry fitiavana ato amiko, fa avelao ilay izy hitsiry ho azy.”+
-