FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.

  • Josoa 15:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Nibsana, sy ilay Tanànan-tsira ary En-jedy,+ izany hoe tanàna enina sy ny tanàna keliny.

  • 1 Samoela 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary niala teo i Davida ka niakatra teny amin’ny toerana sarotra aleha tany En-jedy,+ ary nijanona tany.

  • 2 Tantara 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nisy nilaza tamin’i Josafata hoe: “Misy vahoaka be avy any amin’ny faritra amoron-dranomasina,* avy any Edoma,+ tonga hanafika anao. Ary efa ao Hazazona-tamara, na En-jedy,+ ry zareo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara