FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ary ilay voninkazo tsara tarehy be nefa mihamalazo,

      Eo an-tampon’ilay lohasaha lonaka,

      Dia ho toy ny aviavy vokatra voalohany, izay masaka alohan’ny fahavaratra.

      Rehefa hitan’ny olona ilay izy dia hotangosany, ary tonga dia hohaniny.

  • Nahoma 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny manda rehetra ao aminao, dia hoatran’ny aviavy misy voany masaka voalohany.

      Raha vao hozongozonina ireo, dia hilatsaka ao am-bavan’ny mpihinana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara