Tononkiran’i Solomona 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Voninkazodia* eny amin’ny lemaka amoron-tsiraka ihany aho,Ary lisy eny an-dohasaha.”+ Tononkiran’i Solomona 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 An’ny malalako aho,Ary ahy ny malalako.+ Miandry ondry eny amin’ny toerana feno lisy izy.”+