-
Eksodosy 30:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 “Aorian’izay, dia makà an’ireto zava-manitra tsara indrindra ireto: Miora efa mivaingana milanja 500 sekely, sy kanelina antsasak’izany, izany hoe 250 sekely, sy harefo mani-pofona milanja 250 sekely, 24 sy kasia milanja 500 sekely, araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina,*+ ary menak’oliva iray hina.*
-
-
Eksodosy 30:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Makà an’ireto zava-manitra ireto, ary ataovy mitovy daholo ny fatrany:+ Ditin-kazo stakite, onyka, galbanoma manitra, ary ditin-kazo manitra tsy misy fangarony.
-