Salamo 120:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Idiran-doza aho fa vahiny mipetraka ao Meseka!+ Monina eo amin’ireo tranolain’i Kedara+ aho. Ezekiela 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nampiasa ny Arabo sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ ianao. Mpivarotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osy+ izy ireny.
21 Nampiasa ny Arabo sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ ianao. Mpivarotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osy+ izy ireny.