Isaia 43:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy nividiananao fantàkamanitra* tamin’ny volanao aho,Ary tsy nataonao nahavoky ahy ny tavin’ny sorona natolotrao.+ Vao mainka aza nataonao nanavesatra ahy ny fahotanao,Ary nataonao nandreraka ahy ny fahadisoanao.+
24 Tsy nividiananao fantàkamanitra* tamin’ny volanao aho,Ary tsy nataonao nahavoky ahy ny tavin’ny sorona natolotrao.+ Vao mainka aza nataonao nanavesatra ahy ny fahotanao,Ary nataonao nandreraka ahy ny fahadisoanao.+