-
Tononkiran’i Solomona 4:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra ô!
Midira, ry rivotra avy any atsimo ô!
Aoka ianareo hitsoka moramora ao an-jaridainako.
Enga anie hiparitaka ny fofony manitra!”
“Enga anie ilay mamin’ny foko hiditra ao an-jaridainany,
Ka hihinana ny voankazo faran’izay tsara ao.”
-