Tononkiran’i Solomona 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Nitady an’ilay olon-tiako aho isak’alina,+Tamin’izaho tao am-pandriana. Nitady azy aho fa tsy nahita.+
3 “Nitady an’ilay olon-tiako aho isak’alina,+Tamin’izaho tao am-pandriana. Nitady azy aho fa tsy nahita.+