-
Tononkiran’i Solomona 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Aza jerijerena aho satria hoe mivalomainty,
Fa main’ny masoandro aho.
Tezitra tamiko ny zanakalahin’i Neny,
Ka nasainy niambina tanimboaloboka aho,
Nefa ny tanimboaloboko aza tsy mba nambenako.
-