-
Levitikosy 25:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Mpanompoko nentiko nivoaka avy tany Ejipta mantsy izy ireo.+ Tsy tokony hivarotra ny tenany hoatran’ny fivarotana andevo izy ireo.
-