Fitomaniana 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mipetraka amin’ny tany sady mangina ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.+ Manipy vovoka eo amin’ny lohany izy ireo, ary mitafy lamba gony.+ Manondrika ny lohany amin’ny tany ireo virjiny ao Jerosalema.
10 Mipetraka amin’ny tany sady mangina ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.+ Manipy vovoka eo amin’ny lohany izy ireo, ary mitafy lamba gony.+ Manondrika ny lohany amin’ny tany ireo virjiny ao Jerosalema.