Deoteronomia 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tsy hoe satria ianareo no maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra dia miraiki-po aminareo sy nifidy anareo i Jehovah.+ Ianareo tsinona no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+
7 “Tsy hoe satria ianareo no maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra dia miraiki-po aminareo sy nifidy anareo i Jehovah.+ Ianareo tsinona no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+