-
Isaia 32:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa nafoy ny tilikambo voaro mafy,
Ary nilaozana ilay tanàna naresaka be.+
-
-
Isaia 60:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ho lasa olo-marina daholo ny vahoakanao,
Ary ho fananan’izy ireo mandrakizay ilay tany.
-