-
Ezekiela 39:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “‘Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny, rehefa ataoko sesitany any amin’ireo firenena izy ireo, dia avy eo angoniko ka averiko any amin’ny taniny, ka tsy avelako hisy tavela na iray aza.+
-