-
Isaia 42:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Jereo fa efa tanteraka ny zavatra nolazaina taloha be,
Fa milaza zava-baovao kosa aho izao.
Mbola tsy mipoitra ireny, dia efa teneniko anareo.”+
-
-
Isaia 48:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Efa ela aho no nilaza taminao ny zava-drehetra.
Mbola tsy nitranga akory izany dia efa noteneniko anao,
Sao mantsy ianao hiteny hoe: ‘Ny sampiko no nanao an’izany,
Ny sary sokitra sy ny sarivongana metaly* nataoko no nandidy an’izany.’
-