Isaia 52:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho malina ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Homena toerana ambony izy,Ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+
13 Ho malina ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Homena toerana ambony izy,Ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+