17 Tsy maintsy lasa hoatran’ireo “rahalahiny” tamin’ny lafiny rehetra+ àry izy, mba ho lasa mpisoronabe mamindra fo sy mendri-pitokisana eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra. Amin’izay izy dia ho afaka hanolotra sorona fampihavanana,+ dia sorona noho ny fahotan’ny olona.+