9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, mpanjaka sady mpisorona, firenena masina,+ vahoaka nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambara hatraiza hatraiza ny hatsaran’Ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny haizina ho amin’ny hazavany mahagaga.+