Salamo 96:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 98:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa nanao zava-mahagaga izy.+ Nahavonjy* ny tanany ankavanana, dia ny sandriny masina.+ Apokalypsy 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nihira toa hira vaovao+ izy ireo, teo anoloan’ny seza fiandrianana sy teo anatrehan’ny zavamananaina efatra+ sy ny anti-panahy.+ Tsy nisy nahay an’ilay hira, afa-tsy ny 144 000,+ izay novidina avy teto an-tany.
98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa nanao zava-mahagaga izy.+ Nahavonjy* ny tanany ankavanana, dia ny sandriny masina.+
3 Ary nihira toa hira vaovao+ izy ireo, teo anoloan’ny seza fiandrianana sy teo anatrehan’ny zavamananaina efatra+ sy ny anti-panahy.+ Tsy nisy nahay an’ilay hira, afa-tsy ny 144 000,+ izay novidina avy teto an-tany.