Deoteronomia 31:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa ho faty* ianao izao, dia hanomboka hivaro-tena* amin’ny andriamani-kafa manodidina azy ity vahoaka ity, any amin’ilay tany halehany.+ Ary hahafoy ahy izy ireo,+ ka hivadika amin’ilay fifanekena nataoko taminy.+ Jeremia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no lazain’i Jehovah: “Fa dia inona loatra no tsy nety nataoko hitan’ny razambenareo+No dia nanalavitra be ahy hoatr’izao izy ireo,Ary nanaraka sampy tsy misy dikany,+ ka lasa tsy misy dikany+ koa?
16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa ho faty* ianao izao, dia hanomboka hivaro-tena* amin’ny andriamani-kafa manodidina azy ity vahoaka ity, any amin’ilay tany halehany.+ Ary hahafoy ahy izy ireo,+ ka hivadika amin’ilay fifanekena nataoko taminy.+
5 Izao no lazain’i Jehovah: “Fa dia inona loatra no tsy nety nataoko hitan’ny razambenareo+No dia nanalavitra be ahy hoatr’izao izy ireo,Ary nanaraka sampy tsy misy dikany,+ ka lasa tsy misy dikany+ koa?