-
Isaia 40:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Aoka hisondrotra ny lohasaha rehetra,
Ary hietry daholo kosa ny tendrombohitra sy ny havoana.
Ataovy mitovy tantana ny tany misy dongodongona,
Ary ataovy lasa lemaka ny tany mikitoantoana.+
-