Deoteronomia 28:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hitsapatsapa ianao amin’ny mitataovovonana, hoatran’ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby daholo izay hataonao. Dia hisy hanambaka sy handroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+ Deoteronomia 28:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Hataony fahirano ianao ka hohidiany ao amin’ny tanànanao* rehetra manerana ny taninao, mandra-pirodan’ny mandanao, dia ireo manda avo sy voaro mafy itokisanao. Hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana an’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
29 Hitsapatsapa ianao amin’ny mitataovovonana, hoatran’ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby daholo izay hataonao. Dia hisy hanambaka sy handroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+
52 Hataony fahirano ianao ka hohidiany ao amin’ny tanànanao* rehetra manerana ny taninao, mandra-pirodan’ny mandanao, dia ireo manda avo sy voaro mafy itokisanao. Hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana an’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+