Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra. Nahoma 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iza no hahavita hijanona eo anatrehany rehefa tezitra izy?+ Ary iza no hahatanty ny fahatezerany?+ Hiraradraraka hoatran’ny afo ny fahatezerany mafy,Ary ho potipotika ny vatolampy noho ny zavatra hataony.
22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.
6 Iza no hahavita hijanona eo anatrehany rehefa tezitra izy?+ Ary iza no hahatanty ny fahatezerany?+ Hiraradraraka hoatran’ny afo ny fahatezerany mafy,Ary ho potipotika ny vatolampy noho ny zavatra hataony.