Salamo 100:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 43:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izaho no Jehovah, Ilay Masina tompoinareo,+ ilay Mpamorona ny Israely+ sady Mpanjakanareo.”+ Isaia 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no tenin’i Jehovah,Ilay Mpanao anao sy Ilay namolavola anao,+Ilay nanampy anao hatrany am-bohoka:* ‘Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko,+Dia ianao ry Jesorona*+ izay nofidiko. Isaia 44:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba ô, dia ianao ry Israely ô,Satria mpanompoko ianao. Izaho no nanao anao, ka mpanompoko ianao.+ Tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô!+
2 Izao no tenin’i Jehovah,Ilay Mpanao anao sy Ilay namolavola anao,+Ilay nanampy anao hatrany am-bohoka:* ‘Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko,+Dia ianao ry Jesorona*+ izay nofidiko.
21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba ô, dia ianao ry Israely ô,Satria mpanompoko ianao. Izaho no nanao anao, ka mpanompoko ianao.+ Tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô!+