Isaia 41:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 “Mangìna, ry nosy, dia henoy aho.*Avelao hahazo hery indray ireo firenena. Avelao izy ireo hanatona dia hiteny.+ Andao isika hiaraka ho any amin’ny fitsarana.
41 “Mangìna, ry nosy, dia henoy aho.*Avelao hahazo hery indray ireo firenena. Avelao izy ireo hanatona dia hiteny.+ Andao isika hiaraka ho any amin’ny fitsarana.