FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+

      Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+

      Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,

      Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+

  • Hosea 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izaho anefa no Jehovah Andriamanitrao, nanomboka tamin’ianao tany Ejipta.+

      Tsy nahafantatra Andriamanitra afa-tsy izaho ianao,

      Ary tsy misy mpamonjy afa-tsy izaho.+

  • 1 Timoty 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Joda 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ho an’ilay Andriamanitra tokana izay namonjy antsika tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika anie ny voninahitra, ny fahalehibeazana, ny fanjakana, ary ny fahefana hatramin’ny taloha indrindra sy ankehitriny ary ho mandrakizay! Amena.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara