-
Eksodosy 14:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary ingao ny tehinao ka atsory eo ambonin’ny ranomasina ny tananao, dia saraho ny rano. Amin’izay dia ho afaka hamakivaky eo afovoan’ny ranomasina ny Israelita, ka handeha eo amin’ny tany maina.
-