-
Salamo 79:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nataon’ny mpiara-monina aminay afa-baraka izahay;+
Maneso sy manaraby anay ny manodidina anay.
-
-
Salamo 137:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa tao no nangataka anay hihira ireo naka anay ho babo;+
Te hiala voly ireo naneso anay ka niteny hoe:
“Anaovy hira momba an’i Ziona izahay.”
-